You are here: home > Vetso

Ny tena fitiavana - Ny zo Rado Herizo

Azo vakiana?

Ny tena fitiavana raha amiko aloha
Dia aina no fetra
Tsy asiam-panenenana ireo vita taloha
Ny ho atao tsisy fetra
Raha toa mifanaiky ireo olon-droa
fa ho iray tarigetra
dia hisy fitiavana feno tokoa
sy ho tsara fitoetra

Sokajy : Fitiavana

Hevitra mandeha

Nanour (30/11/2004 18:54:24)

clap clap

vetsoko (07/12/2004 19:18:59)

ny tena fitiavana,amiko indraydia ANDRIAMANITRA, ny ambiny:endrim-pitiavana samihafa

nyzo (23/12/2004 12:48:51)

"vetsoko" Marina ny voalazanao nefa ilay tiako hambara dia ilay fitia mamatotra olombelona roa.
Misaotra anao tamin'ny famakiana ny asa-soratro mirary anao hazoto ihany koa
Ny zo

o.tomslion (08/11/2017 14:27:16)

inona kay azavafady ny takilanĀ°io tononkalo io

Hametraka hevitra

Midira aloha