Ny zo - Ny zo Rado Herizo
Azo vakiana?
Ny zo
Taratr'ilay fandresena
Tolotry ny fahafahana
Novokarin'ny herin'ny tena
Apinga tsy azo sarahina
Fanomezana avy amin'ny Ray
Harena tsy azo vidina
Hery manohana ny aina
Hasina tsy azo ariana
Ny zo
Sokajy :
Ny maha poeta
Hevitra mandeha
vetsoko (07/12/2004 18:14:13)
Hametraka hevitra
Midira alohaMombamomba
Mpanoratra : Ny zo Rado Herizo
Nampiditra : nyzoDaty : 26/11/2004
Mpamangy : 2191
Mankafy : 1
Tononkalo hafa
INY OLONA INYALEO MANADINO
Noelin'ilay mpanasa lamba
Ho inonao
Tsaroako
Tsaroako
Ny tena fitiavana
Vavaka
Handroso fa matoky
Adala taminao