BITSIKA (Ravanondrazana)

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
BITSIKA

Inty aho manetritena
Mandàla fahendrena
Saingy tsy tanteraka...
Fotsiny efa miezaka
manao izay azo atao.
Tsara loatra Ianao ry
Tompo be Fitiavana
mizara fahasambarana
manao ny sori-dàlana
mitsinjo ny malemy.
Ianao no tompon'ny hery
sy batery fiarovana...
mibitsik'ahy ombieny
ao anaty fifantohana.

RAVANONDRAZANA
11 Desambra 2022
--------
Rohy:
Sokajy : Fiderana - Vavaka
403 0
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny tononkalo
Mpanoratra : Ravanondrazana
Nampiditra : Ravanondrazana
Daty : 12/12/2022 11:08
Antsantononkalo

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa Hampiditra feo
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.01