VELOMA MALALA (Ravanondrazana)

(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
VELOMA MALALA


Hanoanana maintany
Hetaheta fahavaratra.
Haizim-pito foana hatrany
Ny eto anilan'herinaratra.

Fihafiana mankaleo
Fiarahana zary sazy.
Mafy loatra, aleo hatreo...
raha ny hiandry mariazy.


RAVANONDRAZANA
15 Desambra 2022
--------
Rohy: https://vetso.serasera.org/tonokalo/ravanondrazana/veloma-malala
Sokajy : Fijaliana - Fitiavana
252 0
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny tononkalo
Mpanoratra : Ravanondrazana
Nampiditra : Ravanondrazana
Daty : 16/12/2022 07:50
Antsantononkalo

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2023 - page load 0.2166