ANY IANAO…IZAHO ATY… (RRAG)

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
ANY IANAO…IZAHO ATY…
Any ianao,
fa izaho aty.
Ianao nandao,
nefa izaho mbola tia.

Lasa tsy niteny,
tsy nampilaza akory.
Mody tsy nijery,
dia nilongilongy.

Any ianao miriaria!
Ny ankizy aty toa miahy mahia!
Tsy misakafo, tsy mitafy!
Ianao anefa any an-dafy!
RRAG
Janoary 2012
--------
Rohy:
460 0
Hametraka hevitra
Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0209