You are here: home > Vetso

AVELAO RE RY TOMPO! - RRAG

Azo vakiana?

AVELAO RE RY TOMPO!
Vesaran'alahelo, ny fonay zandrinao.
Hany resin-tsento, mivava-mitalaho!
Mifona re fa diso, tsy mendri-pamelana.
Avelao re ry Tompo, ireo hadalana!

Hiezaka aho ny hiova, ho mendrika anao.
Hanova ny famindra, ditra hatramin'izao!
Raiso ny fifonako, fa efa nanenenako.
Ny lasa ratsy vitako, tena tsy hiverenako!
RRAG
01 Mey 2012

Hametraka hevitra

Midira aloha