BANGA… (RRAG)

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
BANGA…
Izato ianao no injao maneso
mandatsalatsa fo misento,
varivariana ny mivetso,
ireo tononkiram-pahatsiarovany?
Banga mantsy ny efiny,
ka ny hiranao no tefiny,
rehefa tsy eo ianao!

Nahoana ianao no dia nitsapa,
nanery azy hitondra ràtra,
nefa fantatrao ihany,
fa tsy ho zinakany izany?
RRAG
Febroary 2012
--------
Rohy:
249 0
Hametraka hevitra
Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0168