You are here: home > Vetso

DIA TONGA TOKOA A! - RRAG

Azo vakiana?

DIA TONGA TOKOA A!
Dia tonga tokoa moa ianao ry taona.
Fa tonga hampifaly moa sa hoe hampisaona?
Nefa hinoako fa hinday tsiky ihany,
hitondra mosoara famafa tomany!

Tonga soa ary ianao dia eo mandrosoa,
na 'zany kosa aza mitonia aloha.
Mba tsinjovy ihany ny lalana homban'
ity mpampiantrano 'zay mbola tamana
RRAG
01 Janoary 2020

Hametraka hevitra

Midira aloha