DIARY… (SAFIDY: 2012) (RRAG)

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
DIARY… (SAFIDY: 2012)
Indraindray ianao mandinika, ireny lasanao ireny,
ny am-ponao mibitsika, ireo diary toa miteny,
miangavy hanova pejy, hanadino ny tantara,
mba hiaiky izay ho tendry, ary hiazona ‘zay tsara.
Navadibadika ny kasa, hitamberina eto anio,
iny ilay diarin-dasa, tahiry sisan’ny tadio!
Tsy ho voafafa intsony anio!
RRAG
27 Nôvambra 2012
--------
Rohy:
386 0
Hametraka hevitra
Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0201