EFA NAFOIKO… (RRAG)

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
EFA NAFOIKO…
Mavesatra loatra ry fo tsy mahatsapa, ‘ty fery zogaiko.
Afo mandoro tsy mety maty mitanika ny aiko!
Ianao anefa efa nanadino ny tena fisiako.
Toa volamena tsy ankosotra intsony ‘ty tsy maintsy ho hariako!
RRAG
15 Aogositra 2012
--------
Rohy:
249 0
Hametraka hevitra
Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.02