EO ARY FA FAHANAKO EH! (RRAG)

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
EO ARY FA FAHANAKO EH!
Sokafy ny vava, ‘ty atelomy,
araho tsiky lava, dia ho renao ny fony!
Ny tsiron’ny hatsarany, mambabo ny lela,
tapero hatramin’ny farany, dia aza asiana tavela.
RRAG
12 Septambra 2004
--------
Rohy:
266 0
Hametraka hevitra
Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0992