You are here: home > Vetso

FAHAROA… - RRAG

Azo vakiana?

FAHAROA…
Tokoa moa izany!
Sinaingy re mitepo,
tsinapa mitomany,
'lay fony velon-tsento.

Mihika ny fanahy,
lasa ny ambiroa!
Nisinda ny ahiahi
-ny nitoetra tao am-po.

Fa teo no niandoha,
‘lay fiainana faharoa!
RRAG
24 Aogositra 2021