FAKAM-PANAHY… (RRAG)

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
FAKAM-PANAHY…
Raha toa ny fonao, ka tsy ho atolotrao ahy,
dia ajanony dien’izao, ity fakam-panahy!
Raha toa ny fitiavako, tsy mba horaisinao,
aleo aho rahavako, hangina tsy hitalaho.
RRAG
Mey 2004
--------
Rohy:
292 0
Hametraka hevitra
Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0209