You are here: home > Vetso

FANOJO. - RRAG

Azo vakiana?

FANOJO.
Nifanojo hoe ‘nareo, nifankahita teny ho eny?
Nifampitafa! Nifaneho! Nifampizara ny fahiny!
Nifampitaona koa avy eo, ka nisotrosotro teny.
Dia ny zavatra niseho, bevohoka no niafarany.
RRAG
12 Febroary 2013

Hametraka hevitra

Midira aloha