FASANY… (RRAG)

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
FASANY…
Ry fasan’ny lasako, aleo izy hiverina,
‘ty foko tomany, toa efa manenina.
Tiako dia tiako mantsy, ‘lay tokako iny!
Aleo izy hitoetra, fa aza atao mpivahiny.
RRAG
30 Martsa 2012
--------
Rohy:
336 0
Hametraka hevitra
Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.107