FO MANGINA TSY MITENY… (RRAG)
Mbola tsisy niantsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
FO MANGINA TSY MITENY…Efa ela no nihiboka,
fitia rakofa-misitery.
Efa ela ianao no drodroka,
ka mangina tsy miteny.
Efa ela no niandry,
izay entin’ny ampitso.
Toa efa tena sasa-niandry,
nefa nofy ka tsy hisy.
RRAG
Janoary 2012
--------
Rohy: