HO ANAO IRERY… (RRAG)

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
HO ANAO IRERY…
Anio tsy maintsy aborako,
ny tahirim-poko.
Anio no atorako,
ny fitiavan-tokan-doko.
‘Lay tiako atolotra ho anao,
eo mba ambarao,
raha toa ka sitrakao!
RRAG
Jolay 2012
--------
Rohy:
374 0
Hametraka hevitra
Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0226