IZAHO SY…! (RRAG)

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
IZAHO SY…!
Izaho sy ny fanahiko, iray fitoby aina,
miray ahiahy, miombona taraina!
Izaho sy ny fanahiko, samihafa fomba,
samihafa toetra, fa mitamba-ponja.
Izahay roa lahy, mitovy vazo tiana,
mitovy faniriana, fa mifanipa-bina.
RRAG
Mey 2004
--------
Rohy:
272 0
Hametraka hevitra
Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0162