‘LAY ‘SIKA TENY AN-TSENA EH! (RRAG)

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
‘LAY ‘SIKA TENY AN-TSENA EH!
‘Lay ‘sika teny an-tsena, nividy kilalao, fa fety hono ny andro.
‘Lay ‘zaho nianjera, dia nareninao, toa toy ny isan’andro.
Tsy miala an-tsaiko ireny, tsy maty am-poko mihitsy,
satria tsinapako eny, ny lanjan’ny fitiavana, raha isaina toa tsy vitsy.
RRAG
19 Desambra 2014
--------
Rohy:
432 0
Hametraka hevitra
Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0218