M…………! (SAFIDY: 2012) (RRAG)

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
M…………! (SAFIDY: 2012)
Voadona ny ao am-po,
marary ny ao anaty!
Satriko ianao,
raozy tsy ho faty!

Mandoro ny afon-dasa,
mamery ny adin-tsaina!
Ny omaly no nifafa,
fa ny anio, mbola toa taraina!

Maràtra ny fitiavana,
rava ny finoana!
Isika tsy afaka hihavana,
anaty fo misaona.
RRAG
17 Desambra 2012
--------
Rohy:
333 0
Hametraka hevitra
Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.021