MALALA (RRAG)

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
MALALA
Antso iray tsy foiko, aloakam-bavanao matetika, ‘lay teny hoe malala.
Teny fiantsoako anao, zary lasa anaranao, ry ‘lay tsy manan-tsahala.
Tokana ao am-poko ianao, fitia tsy hosoloiko, ny anao r’ilay anjara.
RRAG
08 Desambra 2005
--------
Rohy:
284 0
Hametraka hevitra
Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0239