MANOFISA…! (SAFIDY: 2012) (RRAG)

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
MANOFISA…! (SAFIDY: 2012)
Manofisa anio alina,
dia mba asivo ahy!
Manofisa lalindalina,
fa aza hadinoina aho.
Mba tsarovy na dia indray,
mitsiaro aza!
Na dia nandoro nahamay,
irony lasan’ny tantara.
RRAG
17 Desambra 2012
--------
Rohy:
372 0
Hametraka hevitra
Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.017