You are here: home > Vetso

MISY MITSIKAFONA… - RRAG

Azo vakiana?

MISY MITSIKAFONA…
Misy tsiaro mitsikafona, makamaka laka angamba,
fa mifongatra ny miafina, sady tsisy bangabanga.
Jery tsy azo hanalana, na hanombinana na kely,
misy sarinao malala a! Ilay mitsikitsikikely!
RRAG
04 Aogositra 2020

Hametraka hevitra

Midira aloha