NA… (RRAG)

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
NA…
Na mangina aza ny any,
aza atao ho sakanao,
ny mivetso ny hamamy,
mitoetra am-ponao ao.
Ka na ilavitra ny any,
dia ataovy an-tsaina foana,
fa tsy hisy avy izany,
fo hangina ka hisaona.
RRAG
26 Febroary 2013
--------
Rohy:
256 0
Hametraka hevitra
Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0176