NA DIA LAVITRA! (RRAG)

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
NA DIA LAVITRA!
Na dia lavitry ny maso,
any ianao no mitoetra,
minia mandositra ny ankaso,
ilay tia misetrasetra,
dia tsy hadinoko mihitsy,
fa tsaroako eny foana,
ny fitiavan’izay nisy,
niafaran’ny fo nisaona!
RRAG
31 Desambra 2012
--------
Rohy:
357 0
Hametraka hevitra
Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0205