You are here: home > Vetso

NENY! MAMA! - RRAG

Azo vakiana?

Fanomezana manokana ho an’i Mama (RASOAFINARITRA Berthine: Rafozam-baviko) tamin’ny fankalazana ny faha enina amby enimpolo taona ny fitsingerenan-taona nahaterahany.

NENY! MAMA!
Neny! Mama!
Anarana mazàna,
fanonon’ny vava,
foiny aho nibada!

Tonga fety ianao,
ka ho arahabaiko izao!
Ry ‘lay voa natao hamony,
ho rivo-mpampitony!
RRAG
05 Febroary 2020

Hametraka hevitra

Midira aloha