NY ANARANAO… (RRAG)

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
NY ANARANAO…
Misoritra amin’ny boky,
miendri-dohateny,
ny anaranao!

Isan’irony toky,
tsy ilaina feo miteny,
ny anaranao!

Mameno ny atim-poko,
fitia tokan-doko,
raha ny anaranao!
RRAG
Alakamisy 26 Septambra 2013
--------
Rohy:
321 0
Hametraka hevitra
Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0201