NY TENA ITIAVAKO ANAO…! (RRAG)

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
NY TENA ITIAVAKO ANAO…!
Ny rehetra rehetra eny aminao, dia toa laniko avokoa.
Izay maha ianao anao, dia efa mitsiry ato am-po.
Ka ny tena itiavako anao, dia tsy misy hafa tsy ‘zao,
feno amiko ny mombanao, ka tiako tena tiako ianao!
RRAG
10 Aogositra 2006
--------
Rohy:
349 0
Hametraka hevitra
Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0319