You are here: home > Vetso

NY TORIMASOKO...! - RRAG

Azo vakiana?

NY TORIMASOKO...!
Tonga tsy nantsoina, avy tsy mba niera,
manarona ny masoko, ny torimason'ny alina!
Misintona ny tena, sady tsy mamela,
mamela ny aina, hatory tsy ho malona!
RRAG
24 Martsa 2017

Hametraka hevitra

Midira aloha