You are here: home > Vetso

POETA ADALADALA… - RRAG

Azo vakiana?

POETA ADALADALA…
Poeta adaladala,
miantso ahy malala!
Poeta toa miredy,
tsy te hahalala bedy!
Dia ‘njay manatona ahy,
fa hoe sila-panahy.
RRAG
07 Febroary 2020

Hametraka hevitra

Midira aloha