RAHA MBOLA HISY... (RRAG)

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
RAHA MBOLA HISY...
Raha mbola hisy koa, fotoana hitamberina,
ka ny lasa indray no, hitsimbadika hiverina,
dia ireo tsiaro mamy, no tiako hilomanosana,
irony soa natrehana, no tiako mba tsarovana!

Raha mbola hisy koa, fotoana hahafaha-mihaona,
anaty fifaliana, fa tsy am-po misaona,
dia satriko hitamberina, irony tsiky sy hafaliana,
irony sangisangy, sy fihavanana nahavariana!
RRAG
22 Septambra 2018
--------
Rohy:
968 1
Mpakafy: RRAG
Hametraka hevitra
Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0205