RAHA TIANAO… (RRAG)
Mbola tsisy niantsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
RAHA TIANAO…Mangina toa misaona,
ny alim-piafenako.
Fery efa nilona,
no ivom-piambenako.
Raha toa ka tianao,
dia ianao ihany,
no hany fanafody,
mety hahasitrana izany.
RRAG
21 Jona 2012
--------
Rohy: