You are here: home > Vetso

SAMBATRA HONO… - RRAG

Azo vakiana?

SAMBATRA HONO…
Toa hoe sambatra hono ianao, ka nampidera azy...
Dia indro nosokiriny, tan-tananao nindramina...
Ny rehetra koa, samy te ho sambatra avy.
Te hakahaka tsirony, maminy amin'ny alina...
RRAG
20 Oktôbra 2021