You are here: home > Vetso

TIAKO FOTSINY IANAO...! - RRAG

Azo vakiana?

TIAKO FOTSINY IANAO...!
Tiako fotsiny ianao, tsy asiako fepetra,
fitiavana madio, alavirin-kerisetra,
fitia tena matotra, sanatria ny hivadibadika.
Ny antsika roa fo mifamatotra, ka 'zay tia maharitra!
RRAG
12 Mey 2017


Hametraka hevitra

Midira aloha