TIANA… (RRAG)

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
TIANA…
Mamy ny fitia, sambatra aho akia,
Miaina mivantana, ny tsiron’ny fondrỳ!
Ny mifampitantana, mandray ny tanandrỳ,
mitsetsitra ihany koa, ny tsiron’ny fitia.
Tokana ao am-po, mamy ny miaraka amindrỳ!
RRAG
Alahady 17 Nôvambra 2013
--------
Rohy:
234 0
Hametraka hevitra
Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0208