VATA FAHITALAVITRO… (RRAG)

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
VATA FAHITALAVITRO…
Jineriko ianao, toa mainty sy fotsy,
fa ny sarinao, no mandrotsirotsy.
Tinazako andro, eny hatramin’ny alina,
izay entinao, toa tontolo mahafanina!
Vinitra ery izato masoko hijery,
indraindray aho, miteniteny irery.
Izy no namako, mba hiresahako,
isan’ireo, mba nanoro ny lalako!
RRAG
Ny taona 2000
--------
Rohy:
328 0
Hametraka hevitra
Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0204