VETSON’ILAY TENA TIA… (RRAG)

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
VETSON’ILAY TENA TIA…
Hosoratako amin’ny tany, ny anaranao,
tsy ho voafafa intsony, ao am-poko ao.
Hovetsoiko mangina, ihany koa izany,
f’efa misokatra ho anao, izany fo izany.
Ka hanjaka samirery, ao ilay fitia,
raha toa izaho sy ianao, samy tena tia.
Dia tsy hanam-piafarana intsony koa!
Ilay tantarantsika, tantarantsika roa.
RRAG
Ny taona 2008
--------
Rohy:
401 0
Hametraka hevitra
Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0206