Diso fiantefa (SANDRATRA)
Mbola tsisy niantsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Tsy ho adinoko velivelyireny fiarahantsika roa ireny
fa n'aiza n'aiza misy ahy
dia tadidy ary mbola mahatsiahy
fa tsy mba afaka ato an-tsaiko
satria mankarary ny aiko
ireo fihetsikao rehetra
ireo teny natao hampilefa
tsy very akory fa mitoetra
na dia efa diso fiantefa
--------
Rohy:
Sokajy :
Fitiavana