EFA TARA (SANDRATRA)

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Taona maro lasa izao nonandaozanao ahy
Ity foko nitoloko
no nanjary niova loko
ankehitriny tonga ianao
tonga mb hitalao
ny foko efa tony izay nilaozanao
efa tara vao tonga ianao
toerana efa voasolo ve no hovantaninao
efa sitrana ny fery sy ny ratra tao am-poko tao
izay navelanao
ankehitriny ve vao tsapanao
zao ve vao tsapanao fa ny fitia tsy kilalao
efa tara ny fahatongavanao
tara loatra ka tsy hitako izay atao
ny fitiavako efa an'olona ary efa ahy ny fony
ka tsy azoko omena onao intsony
--------
Rohy:
Sokajy : Fitiavana
2421 0
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny tononkalo
Mpanoratra : SANDRATRA
Nampiditra : mimi62
Daty : 08/02/2006 11:14
Antsantononkalo

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa Hampiditra feo
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0098