You are here: home > Vetso

NA HO MARO AZA - SANDRATRA

Azo vakiana?

Na ho maro aza ny olana mianjady
sy ny etraketry ny tsy tia
dia sanatria amiko ny hanapaka ny tady
fa hiroso hatrany hanohy ny dia

Na ho maro ireo mpankahala
dia izaho tsy mba hiala
fa ho anao irery ihany
mandra-pialako eto an-tany

Sokajy : Fitiavana

Hametraka hevitra

Midira aloha