You are here: home > Vetso

Ny fitiavako anao - SANDRATRA

Azo vakiana?

Ny fitiavako anao tsy hanam-petra
na hoe hatreto ny farany
fa n'inon'inona fepetra
dia hiaraka hatrany am-parany

Ny ftiavako anao,latsa-paka

tsy vita ongotra,fa efa mafy orona
ny fo sy ny saina koa efa vonona

Ny fitiavako anao tsy mivaky
ka tsy azo zarazaraina
fa natokako ho anao mandra-maty
dia ho anao sombinaina

Sokajy : Fitiavana

Hevitra mandeha

sarobidy (24/04/2006 14:15:20)

tsara be ka

Hametraka hevitra

Midira aloha