You are here: home > Vetso

Rahoviana - SANDRATRA

Azo vakiana?

Rahoviana vao ho tapitra
ny fahoriana sy ny fihafiana
Mba ahafahan 'ny olona miaina
finaritra
indrindra fa ireo mitondra fahoriana
Rahovianavao hifaly
ireo rehetra izay mijaly
Rahoviana vao ho foana
ireo aretina izay efa mivaona

Sokajy : Fiainana

Hametraka hevitra

Midira aloha