TENA TIA (SANDRATRA)

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Feno fitiavana anao ny foko
ka voto-tseto sy toloko
tena tia anao aho
fa tsy sanatria akory kilalao

Fitiavana no hitiavako anao
hatr@izay ka hatramin'izao
fitia fa tsy aniany
ka ho tia anao hatrany


fitiavana mahery
no nokaloiko hatrizay
natolotro ho anao irery
atolotro ho anao mandrakizay
fa tiako ianao mba ho ahy samirery
tiako raha ianao no eo anilako tsy antery
--------
Rohy:
Sokajy : Fitiavana
3858 0
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny tononkalo
Mpanoratra : SANDRATRA
Nampiditra : mimi62
Daty : 08/02/2006 10:26
Antsantononkalo

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa Hampiditra feo
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0153