You are here: home > Vetso

TOA NOFINONY - SANDRATRA

Azo vakiana?

Toa nofinofyihany
ilay fiarahana fahiny
toa nofinofy ihany
nofy izany ankehitriny

Toa nofinofy ireny fiarahana
tsy mampino hoe hisy fisarahana
nofy nofy izany izao
satria izaho sy ianao o hifandao

Toa nofinofy ihany ireny hoe malala
ankehitriny lazaina adala
nefa tsy azo omena tsiny
fa hajao ilay maminy iny

Sokajy : Fitiavana

Hevitra mandeha

12 (26/05/2006 18:09:37)

tsara ka fa saika foy kely fotsiny ilay izy.milay aloha ee!!

Hametraka hevitra

Midira aloha