Tsy anjara (SANDRATRA)

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Aza foazina intsony ny omaly
fa avelao hivalona any
fitia efa tsy anjara ny antsika
ka indrisy fa nangatsiaka

Aza vetsoina intsony
iiay nandratra ny fonao
fa ny ahy ny foko efa tony
ka ny sisa no asakasakao

Adinoy aho fa hanimba ny ao anaty ao
toy izay efa nanadinoako anao
ka ny lasa aoka hotantara
dia ilay fitia voarara
--------
Rohy:
Sokajy : Fitiavana
3728 1
Mpakafy: Domoinalove
Hevitra mandeha
Domoinalove ( 23/11/2008 15:33)
Raha ny tokony ho izy alou D ts maints hadinoina ref ts anjar e!nef ilay voaloham-pitia tô ts met hadino na dia ef lasan'olona az.Atao aôna moa fa ts maints hadinoina na D sarotr az e! Merci ho ani mpamorona e! Tsar le iz
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny tononkalo
Mpanoratra : SANDRATRA
Nampiditra : mimi62
Daty : 06/01/2006 09:22
Antsantononkalo

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa Hampiditra feo
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0141