You are here: home > Vetso

dakadaka - Sitlo

Azo vakiana?

Dakadaka vo
ilay kilalao fahiny
Ka isaky ny mo,
dia dakadaka vo

Batabata vy
ilay kilalao fahiny
Ka rehefa tsy mandihy
dia batabata vy

Kapakapa ta
ilay kilalao fahiny
Ka mahafinaritra ahy
Ny kapakapa ta

sitlo hahaha...

Sokajy : Kolontsaina

Hevitra mandeha

ikalamako (29/05/2009 17:33:55)

nataoko dia mba hoe vo - ta - bia ange le izy ry sitl e.

Batao le vy be e,
Batao le vy be mama a ! Iny aloha mba haiko...

fahamarinana (29/05/2009 22:31:16)

hihihi ! ity ndray no tsy hitako !

Hametraka hevitra

Midira aloha