You are here: home > Vetso

iza no adala? - Sitlo

Azo vakiana?

Ny adala tsy adala
hoy ny olona adala.

Raha misy manala
ireo olona adala.
Dia aleo ahalala
fa izy no adala.

Fa mody miala
manara-dalàna,
ka tsy mba adala
fa miadaladala.

adala

sitlo lalala...

Hevitra mandeha

Elihangy (21/01/2010 14:10:06)

adaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaala

Hametraka hevitra

Midira aloha