You are here: home > Vetso

Gasy karakaina - Sitlo

Google gasikara
karakaina
tany maina

Rivo-doza
tany mena
rehefa lena
zary fotaka

Tanim-bary
Tsisy vary
hain-tany
hatrany hatrany

Tsisy atokona
misy rotaka
politika
polemika

vatosoa
volamena
hazo soa
saha Edena

Saingy tsisy
ho anao
Raha tsy kesika
sy bozaka!

Indrisy indrisy
sisa atao
Tsy afa-mihetsika
fa trotraka!

Karakaina
karakaina
karakaina
lalala

Sokajy : Fitafy, Politika

Hevitra mandeha

endrika01 (23/05/2008 13:22:22)

mmmh,marina 'zany!
karakaina i gasikara,mmmh ampio ndray!

AINA77 (01/06/2008 17:34:30)

milay kosa ah

Garfield (03/03/2009 20:34:01)

aza lanilaniana am zavatra tsy misy dikany otrzao ny encre na stilo ry Sytlo a mdrr

Hametraka hevitra

Midira aloha