Mikoty sipa - Sitlo
Azo vakiana?
Ataoko hoe tsara
Tsy D
Ataoko hoe ratsy
Tsy D
Ataoko hoe tiako
Tsy D
Nefa raha ariko
D hoe
Za tsy hoe tsara
Fa T
Nefa tsy ratsy
Ka T
Andao tsika hifakaT
hifampikitikitika V
Avy eo vao ho hita
Raha D
Na ho ajanontsika
sy enao
hehehe ...
C tsy teny gasy
Hevitra mandeha
pissoa (14/05/2008 18:23:49)
rahonala (16/05/2008 10:59:00)
X zany tsy mbo ho hita eo an! tsy gasy
sitlo (17/05/2008 01:12:43)
rahonala> hahaha, izay vao azoko
maditra tsss hahaha
Elihangy (21/01/2010 13:09:03)
Mombamomba
Mpanoratra : Sitlo
Nampiditra : sitloDaty : 13/05/2008
Mpamangy : 4211
Mankafy : 0
Tononkalo hafa
Frista kely faran'ny taonaFaly ery
iza no adala?
Mavesatra remix
Paiso remix
dakadaka
Gasy karakaina
Ny 29 martsa-ko remix
Ny maso sy ny camion
mox