Frista kely faran'ny taona (Sitlo)

Pas encore lu

Demander une lecture
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
dia nivalona ilay taona,
roa arivo
valo amby

dia nivalona ilay penina,
tsy hita intsony
tsy tafandry

saika ataoko lavalava,
fa hakamoako
koa manoatra

na ekena aza hoe
efa vita
didipoitra

izay fa mazotoa daholo
mitafa
sy midinika

amin'ny eritaona indray
raha
hifankahita isika

wiki wiki wa
wiki wa
splash splash
--------
Lien:
Catégorie : Eritreritra mandalo
2850 0
Ajouter un commentaire
Veuillez vous connecter
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0123